|
|
|
|

Entry1  na... aza
Elementary words  2  na, aza
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1]
Synonyms  5  na dia... aza
Tables and plates  6  All the adverbs

Updated on 2023/08/02